Interview de la section réveil
A l’occasion du dimanche de la section Réveil de la FPMA Vatofehizoro qui s’est déroulé ce 18 février 2018, nous avons interviewé son président afin de mieux connaitre cette section.
Pouvez-vous nous dire, qu’est-ce que la section réveil, et quelle est sa particularité par rapport aux autres sections vivantes de notre église ?
La section réveil est une section vivante de l’église dont la mission consiste à prêcher l’Evangile, étudier ensemble la Parole de Dieu, porter en prière l’église toute entière, mais aussi aider les gens à intégrer l’église locale.
Nous rappelons que la section s’ouvre à l’ensemble de chaque paroissien de l’église. Comme il s’agit d’un réveil, la section a aussi pour mission d’inciter le peuple de Dieu à se réveiller du sommeil spirituel et des mauvaises habitudes, mais de vivre continuellement de la Vie avec Christ.
La section réveil est donc faite pour ceux qui ont ressenti le changement que Jésus Christ a apporté dans leur vie et qui ont donc décidé de Le servir.
Les mpiandry ( bergers ) sont des membres de cette section. Ils exercent une mission pastorale sous le guide du Pasteur de l’église, aider les gens à intégrer l’église et à consolider leur foi par la Parole de Dieu et l’acte de délivrance.
Quelle est la signification de l’acte de délivrance au sein de l’église ?
Historiquement, les mpiandry ( bergers ) à Madagascar ont prêché l’évangile et bâti plusieurs églises dans plusieurs endroits là-bas.
En France, la section réveil a énormément contribué à l’exhortation du peuple de Dieu au sein de la FPMA. Le Pasteur Razafiarison en est un des piliers. C’est la preuve que cette section a une grande responsabilité dans la vie de l’église.
Pour l’église, l’acte de délivrance est bénéfique durant le culte et elle est faite pour toutes les personnes qui ont en besoin.
Nous avons célébré le dimanche de la section réveil ce 18 février. Une vente de barquette a été faite afin de pouvoir aider financièrement les paroissiens qui vont venir à la retraite spirituelle de Besançon. Quel message d’espoir pouvez-vous donner aux personnes qui vont y aller ?
Nous voulons faire connaître que la retraite spirituelle à Besançon est faite pour l’ensemble de l’église mais pas seulement pour la section réveil.
Tout le monde qui va y participer aura sa part là-bas. Pour les jeunes, par exemple, il y aura des ateliers où ils pourront partager et échanger librement de leur foi.
C’est un moment spécial également pour bénéficier des enseignements bibliques portant sur la vie quotidienne. Ces enseignements seront donnés par plusieurs pasteurs.
Ny Alahady 18 Febroary lasa teo dia natokana ho an’ny Sampana Fifohazana tato amin’ny FPMA Vatofehizoro. Nisinisy dinidinika fohy niarahana tamin’ny filohan’ny Sampana ho fampahafantarana ny ateo hoe Sampana Fifohazana
1) Inona no atao hoe Sampana Fifohazana sy inona ny mampiavaka azy amin’ny sampana velona hafa ato amin’ny fiangonana ?
Ny Sampana fifohazana dia sampana velona ao anatin’ny fiangonana, nantsoina hitory ny filazant-sara, hiara-mandinika soratra Masina sy hitondra am-bavaka ny mpiara-mivavaka ao amin’ny fian-gonana na koa hitaona ireo izay mbola any ivelany. Marihina fa ny fiangonana ray manontolo no antsoina hiditra ao anatin’ny sampana fifohazana. Amin’ny maha fifohazana azy dia mitaona ny vahoakan’Andriamanitra izy hifoha tsy ho variana amin’ny torimasom-panahy sy ny fahazaran-dratsy mety mitaiza fa kosa hiaina ny fiainam-baovao miaraka amin’i Kristy mandrakariva. Ny mpi-kambana dia mahatsapa ny fiovana nataon’i Kristy tamin’ny fiainany ka manolo-tena hanompo Azy.
Ny mpiandry dia mpikambana ao anatin’ny Sampana Fifohazana ihany koa, voaantso amin’ny amin’ny fanompoana miandry ny ondrin’Andriamanitra eo ambany fitarihan’ny mpitandrina mitarika ny olona hanatona ny fiangonana sy hanampy azy hanamafy orina ny finoany amin’ny alalan’ny tenin’Andriamanitra sy ny asa sy fampaherezana.
2) Inona ny antony hanaovana ny Asa sy fampaherezana ao amin’ny fiangonana ?
Ara-tantara, ny mpiandry sy ny fifohazana dia nitory ny Filazantsara sy nanorina fiangonana tany amin’ny toerana maro tany Madagasikara. Teto Frantsa, dia isan’ny andry tamin’ny fitaizana ny vahoakan’Andriamanitra FPMA ny fifohazana toa an-dry pasteur Razafiarison. Midika izany fa ma-nana andraikitra lehibe ny fifohazana ao amin’ny fiangonana.
Mahasoa ny fiangonana ny fisian’ny asa sy fampaherezana ao anatin’ny fotoam-pivavahana ary izay mahatsapa fa mila izany no hanaovana ny asa.
3) Nankalaza ny Alahadiny ny Fifohazana ny 18 Febroary lasa teo sy nanao hetsika mano-kana mba hanampiana ny mpiangona handeha any amin’ny lasy any Besançon. Inona ny fanentanana azo ampitaina amin’ny olona mba hanatrika io lasy io ?
Ny fanentanana azo atao dia fampahafantarana fa ny lasy izay atao any Besançon dia ho an’ny fiangonana iray manontolo fa tsy ny fifohazana irery ihany. Manana ny anjarany ny sokajin’olona rehetra any amin’ny lasy. Ohatra amin’ny izany ny atelier ho an’ny tanora, izay fotoana fifanakalo-zan-kevitra sy fifampizaran’izy ireo malalaka momban’ny finoany.
Ny lasy dia fotoana iray handraisana fampianarana ny tenin’Andriamanitra mikasika lohahevitra momban’ny fiainana andavan’andro avy amin’ny mpitandrina samihafa.